Genesisy 44:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nanatona azy i Joda ka niteny hoe: “Mitalaho aminao aho, tompoko ô, mba avelao hiteny kely eo anatrehan’ny tompoko ny mpanomponao,+ ary aoka tsy hirehitra amin’ny mpanomponao ny fahatezeranao.+ Toa an’i Farao ihany mantsy ianao.+ 2 Samoela 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy ravehivavy: “Mba avelao ny mpanompovavinao+ hiteny kely+ amin’ny mpanjaka tompoko.” Dia hoy izy: “Mitenena àry!”+
18 Ary nanatona azy i Joda ka niteny hoe: “Mitalaho aminao aho, tompoko ô, mba avelao hiteny kely eo anatrehan’ny tompoko ny mpanomponao,+ ary aoka tsy hirehitra amin’ny mpanomponao ny fahatezeranao.+ Toa an’i Farao ihany mantsy ianao.+
12 Ary hoy ravehivavy: “Mba avelao ny mpanompovavinao+ hiteny kely+ amin’ny mpanjaka tompoko.” Dia hoy izy: “Mitenena àry!”+