Genesisy 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa hoy izy taminy: “Ekeko koa izany fangatahanao izany,+ ka tsy handrava an’io tanàna nolazainao io aho.+ Ohabolana 28:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay mananatra+ no hahazo sitraka kokoa noho izay manao teny fandokafana.
21 Koa hoy izy taminy: “Ekeko koa izany fangatahanao izany,+ ka tsy handrava an’io tanàna nolazainao io aho.+