FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 20:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nivoaka izy ireo nony mitataovovonana, raha mbola nimamo+ tao an-trano rantsankazo i Beni-hadada sy ireo mpanjaka roa amby telopolo nanampy azy.

  • Ohabolana 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mpaniratsira ny divay+ ary mpitabataba ny toaka,+ ka tsy hendry izay rehetra manaonao foana noho ny herin’izany.+

  • Hosea 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa fijangajangana sy divay efa niotrika ela ary divay mamy no manaisotra ny faniriana hanao ny tsara.+

  • 1 Korintianina 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 na mpangalatra, na olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ na mpimamo,+ na mpanevateva, na mpanao an-keriny, dia tsy handova ny fanjakan’Andriamanitra.+

  • Efesianina 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary aza mba mamon-divay,+ fa mitarika ho amin’ny filibana+ izany. Fa aoka kosa ianareo ho feno fanahy masina+ hatrany,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara