FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 31:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela ô, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny manam-pahefana ny manao hoe: “Aiza ny toaka?”,+

  • Mpitoriteny 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Sambatra ianao, ry tany, raha zanaky ny olona ambony ny mpanjakanao, ary ny andriananao misakafo amin’ny fotoana mety mba hahazoana hery, fa tsy misotro tafahoatra.+

  • Hosea 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa fijangajangana sy divay efa niotrika ela ary divay mamy no manaisotra ny faniriana hanao ny tsara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara