Mpitsara 9:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Ary natsingerin’Andriamanitra teo an-dohan’ny lehilahy tao Sekema ny ratsy rehetra nataony,+ mba ho tanteraka tamin’izy ireo ilay ozona+ nambaran’i Jotama,+ zanak’i Jerobala.+ 1 Mpanjaka 2:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Simey: “Fantatrao tsara ny ratsy rehetra nataonao tamin’i Davida raiko,+ ary mahalala tsara izany ianao ao am-ponao ao. Koa hatsingerin’i Jehovah ho eo an-dohanao ihany ny ratsy nataonao.+ Salamo 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+
57 Ary natsingerin’Andriamanitra teo an-dohan’ny lehilahy tao Sekema ny ratsy rehetra nataony,+ mba ho tanteraka tamin’izy ireo ilay ozona+ nambaran’i Jotama,+ zanak’i Jerobala.+
44 Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Simey: “Fantatrao tsara ny ratsy rehetra nataonao tamin’i Davida raiko,+ ary mahalala tsara izany ianao ao am-ponao ao. Koa hatsingerin’i Jehovah ho eo an-dohanao ihany ny ratsy nataonao.+
16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+