1 Samoela 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nitoetra tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy.+ I Davida koa niaraka tamin’ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vadin’i Nabala. 2 Samoela 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nandritra izany fotoana izany, dia niteraka zazalahy+ i Davida tany Hebrona,+ ka ny lahimatoany dia i Amnona,+ zanany tamin’i Ahinoama+ Jezirelita. 1 Tantara 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ireto avy ny zanakalahin’i Davida+ izay naterany tany Hebrona:+ Ny lahimatoa, Amnona+ zanak’i Ahinoama+ Jezirelita;+ ny faharoa, Daniela zanak’i Abigaila+ Karmelita;+
3 Ary nitoetra tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy.+ I Davida koa niaraka tamin’ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vadin’i Nabala.
2 Nandritra izany fotoana izany, dia niteraka zazalahy+ i Davida tany Hebrona,+ ka ny lahimatoany dia i Amnona,+ zanany tamin’i Ahinoama+ Jezirelita.
3 Ary ireto avy ny zanakalahin’i Davida+ izay naterany tany Hebrona:+ Ny lahimatoa, Amnona+ zanak’i Ahinoama+ Jezirelita;+ ny faharoa, Daniela zanak’i Abigaila+ Karmelita;+