13 Nandritra izany fotoana izany, dia naka vadikely+ sy vady+ hafa koa tao Jerosalema i Davida, rehefa tonga avy tany Hebrona. Ary mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa koa i Davida.
8 Efa vonona aho hanome anao izay nananan’ny tomponao+ sy hanome ny vadiny+ ho eo an-tratranao, ary hanome anao ny taranak’Israely sy Joda.+ Ary raha tsy ampy anao izany, dia mbola ho nampiako zavatra toy ireo sy zavatra hafa koa.+