Joba 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha voafetra ny androm-piainany,+Dia eo am-pelatananao ny isan’ny volana iainany.Efa namoaka didy momba azy ianao hoe tsy azony ihoarana izany. Salamo 37:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hihomehezan’i Jehovah anefa izy,+Satria hitany fa ho avy ny andro handringanana azy.+ Salamo 90:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+ Mpitoriteny 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+
5 Raha voafetra ny androm-piainany,+Dia eo am-pelatananao ny isan’ny volana iainany.Efa namoaka didy momba azy ianao hoe tsy azony ihoarana izany.
10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+
13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+