1 Samoela 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nitsangana i Davida ka nivoaka avy tao amin’ilay lava-bato, ary niantso mafy avy taorian’i Saoly hoe: “Ry mpanjaka tompoko ô!”+ Dia nitodika i Saoly. Ary niondrika i Davida ka niankohoka tamin’ny tany.+ 1 Samoela 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha vao tapitra izany tenin’i Davida izany, dia hoy i Saoly: “Feonao ve izany, ry Davida zanako?”+ Ary nidradradradra nitomany+ i Saoly.
8 Dia nitsangana i Davida ka nivoaka avy tao amin’ilay lava-bato, ary niantso mafy avy taorian’i Saoly hoe: “Ry mpanjaka tompoko ô!”+ Dia nitodika i Saoly. Ary niondrika i Davida ka niankohoka tamin’ny tany.+
16 Raha vao tapitra izany tenin’i Davida izany, dia hoy i Saoly: “Feonao ve izany, ry Davida zanako?”+ Ary nidradradradra nitomany+ i Saoly.