FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+

  • Deoteronomia 26:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 I Jehovah kosa no nahatonga anao hiteny androany hoe ho vahoakany ianao, ho fananany manokana+ araka izay nampanantenainy anao.+ Izany koa no nahatonga anao hilaza fa hitandrina ny didiny rehetra ianao,

  • Deoteronomia 32:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa ny anjaran’i Jehovah dia ny olony,+

      Ary i Jakoba no anjara lovany.+

  • 2 Samoela 20:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Anisan’ny olona tia fihavanana+ sy mendri-pitokisana+ eto amin’ny Israely aho, fa ianao kosa mitady hamono tanàna iray+ sy reny iray eto amin’ny Israely. Fa nahoana no haripakao+ ny lovan’i+ Jehovah?”

  • Salamo 135:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fa nofidin’i Jah ho azy i Jakoba,+

      Ary nofidiny ho fananany manokana i Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara