1 Samoela 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hitan’ny masonao androany ny nanoloran’i Jehovah anao teo an-tanako tao an-dava-bato. Ary nisy nanome hevitra ahy hamono+ anao, nefa niantra anao aho ka niteny hoe: ‘Tsy haninjitra ny tanako hamely ny tompoko aho, fa voahosotr’i+ Jehovah izy.’ 1 Samoela 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa sanatria+ ahy ny haninjitra ny tanako hamely+ ny voahosotr’i Jehovah,+ satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah+ izany! Koa alaivo, azafady, ny lefona eo akaikin’ny lohany sy ny tavoara fasiana rano, dia andao handeha.”
10 Hitan’ny masonao androany ny nanoloran’i Jehovah anao teo an-tanako tao an-dava-bato. Ary nisy nanome hevitra ahy hamono+ anao, nefa niantra anao aho ka niteny hoe: ‘Tsy haninjitra ny tanako hamely ny tompoko aho, fa voahosotr’i+ Jehovah izy.’
11 Fa sanatria+ ahy ny haninjitra ny tanako hamely+ ny voahosotr’i Jehovah,+ satria tsy mifanaraka amin’ny fihevitr’i Jehovah+ izany! Koa alaivo, azafady, ny lefona eo akaikin’ny lohany sy ny tavoara fasiana rano, dia andao handeha.”