FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary tamin’izany andro izany, dia namory ny tobiny ny Filistinina, mba hiady amin’ny Israely.+ Koa hoy i Akisy tamin’i Davida: “Fantatrao tsara angamba fa tokony hiaraka amiko ho any amin’ny toby ianao sy ny olonao.”+

  • 1 Samoela 29:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nandroso niaraka tamin’ireo andia-miaramila ny andriana mpiray dinan’ny+ Filistinina, ary nisy miaramila zato na arivo ny andiany tsirairay. Nandroso koa avy eo i Davida sy ny olony, niaraka tamin’i Akisy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara