FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nisy tamin’ny taranak’i Manase nivadika tamin’i Saoly ka nankany amin’i Davida, fony izy niaraka tamin’ny Filistinina+ mba hiady tamin’i Saoly. Tsy nanampy an’ireo Filistinina anefa izy, satria nandroaka azy ny andriana mpiray dinan’ny+ Filistinina rehefa avy nikaon-doha, ka nanao hoe: “Hivadihan’io isika ka hiandany amin’i Saoly tompony izy, dia ny aintsika no hanefa!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara