1 Samoela 29:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nandroso niaraka tamin’ireo andia-miaramila ny andriana mpiray dinan’ny+ Filistinina, ary nisy miaramila zato na arivo ny andiany tsirairay. Nandroso koa avy eo i Davida sy ny olony, niaraka tamin’i Akisy.+
2 Dia nandroso niaraka tamin’ireo andia-miaramila ny andriana mpiray dinan’ny+ Filistinina, ary nisy miaramila zato na arivo ny andiany tsirairay. Nandroso koa avy eo i Davida sy ny olony, niaraka tamin’i Akisy.+