-
1 Samoela 30:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Farany, dia tonga teo amin’ireo roanjato lahy+ i Davida. Tsy tafaraka taminy mantsy ireo satria reraka loatra, ka nasaina nipetraka teo akaikin’ny lohasaha falehan-driakan’i Besora. Ary nitsena an’i Davida sy ny olona niaraka taminy izy ireo. Nony tonga teo amin’izy ireo i Davida, dia nanontany hoe nanahoana izy ireo.
-