1 Samoela 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary notohizin’i Davida sy ny efajato lahy ny fanenjehana+ an’ireo mpandroba, fa ny roanjato lahy kosa nijanona satria reraka loatra ka tsy afa-niampita ny lohasaha falehan-driakan’i Besora.+
10 Ary notohizin’i Davida sy ny efajato lahy ny fanenjehana+ an’ireo mpandroba, fa ny roanjato lahy kosa nijanona satria reraka loatra ka tsy afa-niampita ny lohasaha falehan-driakan’i Besora.+