Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ Josoa 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa aoka re ianareo hianiana amiko amin’ny anaran’i Jehovah+ fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’ny ankohonan-draiko e,+ satria naneho hatsaram-panahy feno fitiavana taminareo aho. Ary omeo famantarana+ azo itokisana aho. Josoa 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nanaiky hihavana tamin’ireo i Josoa,+ ka nanao fifanekena taminy fa hamela azy ho velona. Dia nianiana tamin’izy ireo+ ny mpiadidy+ vahoaka.
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+
12 Koa aoka re ianareo hianiana amiko amin’ny anaran’i Jehovah+ fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’ny ankohonan-draiko e,+ satria naneho hatsaram-panahy feno fitiavana taminareo aho. Ary omeo famantarana+ azo itokisana aho.
15 Ary nanaiky hihavana tamin’ireo i Josoa,+ ka nanao fifanekena taminy fa hamela azy ho velona. Dia nianiana tamin’izy ireo+ ny mpiadidy+ vahoaka.