1 Samoela 30:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hanenjika an’ireo mpandroba ve aho? Ho tratrako ve ry zareo?” Dia hoy izy+ taminy: “Mandehana, enjeho, fa tsy maintsy ho tratranao ry zareo, ary hanafaka tokoa ianao.”+ Salamo 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Maro ny fahorian’ny olo-marina,+Nefa manafaka azy amin’izany rehetra izany i Jehovah.+
8 Ary nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hanenjika an’ireo mpandroba ve aho? Ho tratrako ve ry zareo?” Dia hoy izy+ taminy: “Mandehana, enjeho, fa tsy maintsy ho tratranao ry zareo, ary hanafaka tokoa ianao.”+