Nomery 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha tsy manan-drahalahy kosa ny rainy, dia omeo an’izay havany+ akaiky indrindra amin’ny fianakaviany ny lovany, ka io no hahazo azy. Ho lalàna ho an’ny zanak’Israely izany didim-pitsarana izany, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.’”
11 Raha tsy manan-drahalahy kosa ny rainy, dia omeo an’izay havany+ akaiky indrindra amin’ny fianakaviany ny lovany, ka io no hahazo azy. Ho lalàna ho an’ny zanak’Israely izany didim-pitsarana izany, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.’”