FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 27:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy i Akisy: “Taiza ianareo no nanafika androany?” Dia hoy i Davida:+ “Tany atsimon’i Joda+ sy tany atsimon’ny tanin’ny Jeramelita+ ary tany atsimon’ny tanin’ny Kenita.”+

  • 1 Tantara 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ny zanakalahin’i Hezrona+ izay naterany, dia i Jeramela+ sy Rama+ ary Kelobay.

  • 1 Tantara 2:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary i Jeramela nanana vady hafa: Atara no anarany, ary izy no renin’i Onama.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara