FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 17:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary ny anjaran’i Manase+ dia ireto tanàna tao amin’ny faritr’i Isakara sy Asera ireto, mbamin’ny mponina tao aminy sy ny tanàna miankina aminy: Beti-sana,+ Ibleama,+ Dora,+ mbamin’i En-dora+ sy Tanaka+ ary Megido,+ izay faritra telo be havoana.

  • Mpitsara 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary tsy vitan’ny fokon’i Manase+ ny naka an’i Beti-sana+ sy ny tanàna niankina taminy; Tanaka+ sy ny tanàna niankina taminy; ny mponina tao Dora+ sy ny tanàna niankina taminy; ny mponina tao Ibleama+ sy ny tanàna niankina taminy; ary ny mponina tao Megido+ sy ny tanàna niankina taminy. Fa ny Kananita kosa mbola nikiry nonina tao amin’izany tany izany ihany.+

  • 2 Samoela 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa lasa i Davida naka ny taolambalon’i Saoly+ sy Jonatana zanany, tany amin’ireo tompon-tany tao Jabesi-gileada+ izay nangalatra azy ireo teo amin’ny tany malalak’i Beti-sana.+ Teo no nanantonan’ny Filistinina azy,+ tamin’ilay andro namonoan’ny Filistinina an’i Saoly tany Gilboa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara