FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia niangona ny Filistinina, ary tonga tao Sonema+ ka nanangana toby tao. Koa novorin’i Saoly ny Israely rehetra, ary nanangana toby tao Gilboa+ izy ireo.

  • 1 Samoela 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina,+ ary nandositra teo anoloan’izy ireo ny Israelita. Dia niampatrampatra+ teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ ny fatin’ny Israelita.

  • 2 Samoela 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy ilay tovolahy: “Sendra teo amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ aho, no nahita an’i Saoly nitehina tamin’ny lefony.+ Ary nihananatona azy ny mpitondra kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly.+

  • 2 Samoela 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ry tendrombohitr’i Gilboa!+ Aoka tsy hisy ando na orana hilatsaka eny aminareo, ary aoka tsy hisy saha hanome vokatra hatao fanomezana masina.+

      Fa teny no nandotoana ny ampingan’ireo mahery,

      Dia ny ampingan’i Saoly, ka tsy misy ampinga voahosotra menaka intsony.+

  • 1 Tantara 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa tonga haka+ an’izay zavatra teny amin’ireo faty ny Filistinina ny ampitson’iny, dia nahita an’i Saoly sy ny zanany niampatra teo amin’ny Tendrombohitra Gilboa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara