FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary niakatra i Nahasy Amonita+ ka nitoby hamely an’i Jabesy+ any Gileada. Dia hoy ny lehilahy rehetra tao Jabesy tamin’i Nahasy: “Manaova fifanekena aminay mba hanompoanay anao.”+

  • 2 Samoela 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda,+ ka tao no nanosorany+ an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+

      Ary nisy tonga nilaza tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.”

  • 2 Samoela 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa lasa i Davida naka ny taolambalon’i Saoly+ sy Jonatana zanany, tany amin’ireo tompon-tany tao Jabesi-gileada+ izay nangalatra azy ireo teo amin’ny tany malalak’i Beti-sana.+ Teo no nanantonan’ny Filistinina azy,+ tamin’ilay andro namonoan’ny Filistinina an’i Saoly tany Gilboa.+

  • 1 Tantara 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary ren’ny rehetra tany Jabesy+ any Gileada avokoa izay nataon’ny Filistinina tamin’i Saoly.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara