FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 ka nanao hoe:

      “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,+

      Ary mitanjaka no hiverenako any.+

      I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka.+

      Hisaorana hatrany anie ny anaran’i Jehovah!”+

  • Fitomaniana 3:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Nahoana moa no hitaraina lava+ ny olombelona noho ny fahotana vitany?+

  • Asan’ny Apostoly 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa tsy nety niova hevitra mihitsy izy ary nanaiky ny teniny izahay, ka nanao hoe: “Aoka ny sitrapon’i+ Jehovah no hatao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara