1 Samoela 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nolazain’i Samoela taminy ny zava-drehetra, fa tsy nisy nafeniny. Dia hoy i Ely: “Avy amin’i Jehovah izany! Aoka hataony izay hitany fa mety.”+ Matio 26:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary lasa fanindroany+ izy ka nivavaka hoe: “Raiko ô, raha tsy azo atao ny manaisotra azy ity, fa tsy maintsy hosotroiko, dia aoka hatao ny sitraponao.”+
18 Koa nolazain’i Samoela taminy ny zava-drehetra, fa tsy nisy nafeniny. Dia hoy i Ely: “Avy amin’i Jehovah izany! Aoka hataony izay hitany fa mety.”+
42 Ary lasa fanindroany+ izy ka nivavaka hoe: “Raiko ô, raha tsy azo atao ny manaisotra azy ity, fa tsy maintsy hosotroiko, dia aoka hatao ny sitraponao.”+