Joba 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy hitampim-bava aho,Fa hiteny ao anatin’ny fahorian-tsaiko,Ary hitaraina ao anatin’ny fahoriam-poko.+ Isaia 38:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Inona no holazaiko, ary inona no holazainy amiko?+Efa nanao zavatra izy.+Handeha amim-panetren-tena aho mandritra ny taona rehetra iainako, noho ny fahoriana mangidy+ nanjo ahy.
11 Tsy hitampim-bava aho,Fa hiteny ao anatin’ny fahorian-tsaiko,Ary hitaraina ao anatin’ny fahoriam-poko.+
15 Inona no holazaiko, ary inona no holazainy amiko?+Efa nanao zavatra izy.+Handeha amim-panetren-tena aho mandritra ny taona rehetra iainako, noho ny fahoriana mangidy+ nanjo ahy.