2 Samoela 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary tamin’ny andro fahatelo, dia nisy lehilahy+ tonga avy tany an-toby, avy tany amin’ny tafik’i Saoly. Rovitra ny akanjony+ ary nihosim-bovoka ny lohany.+ Raha vao tonga teo amin’i Davida izy, dia niondrika tamin’ny tany+ ka niankohoka.
2 Ary tamin’ny andro fahatelo, dia nisy lehilahy+ tonga avy tany an-toby, avy tany amin’ny tafik’i Saoly. Rovitra ny akanjony+ ary nihosim-bovoka ny lohany.+ Raha vao tonga teo amin’i Davida izy, dia niondrika tamin’ny tany+ ka niankohoka.