1 Samoela 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra,+ ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+ Salamo 78:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Navelany hoentina ho babo ilay mariky ny heriny,+Ary navelany ho lasan’ny fahavalo ilay mariky ny hatsaran-tarehiny.+ Fitomaniana 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nataon’i Jehovah izay tao an-tsainy.+ Notanterahiny ny teniny,+Dia ny didiny efa hatramin’ny ela be.+ Nandrava izy, ary tsy nangoraka mihitsy.+Ary ataony faly amin’izay manjo anao ny fahavalo.+ Nasandrany ny tandroky* ny fahavalonao.+
11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra,+ ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+
61 Navelany hoentina ho babo ilay mariky ny heriny,+Ary navelany ho lasan’ny fahavalo ilay mariky ny hatsaran-tarehiny.+
17 Nataon’i Jehovah izay tao an-tsainy.+ Notanterahiny ny teniny,+Dia ny didiny efa hatramin’ny ela be.+ Nandrava izy, ary tsy nangoraka mihitsy.+Ary ataony faly amin’izay manjo anao ny fahavalo.+ Nasandrany ny tandroky* ny fahavalonao.+