FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia hamely ny biby fiompinao+ any an-tsaha ny tanan’i Jehovah.+ Ho voan’ny areti-mandringana+ tena mahery ny soavaly sy ny ampondra sy ny rameva ary ny omby aman’ondry.

  • 1 Samoela 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Rehefa tongan’ireo tany ilay Vata, dia nataon’ny tanan’i Jehovah+ nisahotaka be ilay tanàna. Ary nasiany ny olona tao an-tanàna, na kely na lehibe, ka voan’ny hemoroida.+

  • 1 Samoela 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa naniraka olona hamory ny andriana mpiray dina rehetran’ny Filistinina izy ireo, ka niteny hoe: “Alefaso any io Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely io, ka avereno any amin’ny toerany mba tsy hahafaty anay sy ny vahoakanay.” Fa nisahotaka ny olona nanerana an’ilay tanàna, ka maro no maty.+ Ary navesatra be tao ny tanan’ilay tena Andriamanitra,+

  • 1 Samoela 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia resy ny Filistinina, ka tsy nitsofotsofoka tao amin’ny faritanin’ny Israely intsony.+ Ary nanohitra ny Filistinina foana ny tanan’i Jehovah, nandritra ny androm-piainan’i Samoela.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara