11 Nantsoin’i Farao koa anefa ny olon-kendry sy ny mpilalao ody.+ Ary ny mpisorona tao Ejipta, izay nampiasa herin’ny maizina, dia nanao toy izany koa tamin’ny hery miafina nananany.+
6 Nafoinao ny olonao, dia ny taranak’i Jakoba.+ Fa lasa feno fanao avy any Atsinanana+ ny taniny, ary mampiasa herin’ny maizina+ izy ireo toy ny ataon’ny Filistinina, sady feno zanaky ny hafa firenena eo aminy.+