FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary naka ny Vata+ masin’Andriamanitra ny Filistinina, ka nitondra izany avy tao Ebenezera nankany Asdoda.+

  • 2 Tantara 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nivoaka niady tamin’ny Filistinina+ izy, ka nogorobahany ny mandan’i Gata+ sy ny mandan’i Jabne+ ary ny mandan’i Asdoda.+ Avy eo dia nanorina tanàna tany amin’ny faritr’i Asdoda+ sy tany amin’ny Filistinina izy.

  • Jeremia 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ny hafa firenena rehetra, sy ny mpanjaka rehetran’i Oza,+ sy ny mpanjaka rehetran’ny Filistinina+ sy Askelona+ sy Gaza+ sy Ekrona+ ary izay sisa ao Asdoda;+

  • Zakaria 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Zazasary+ no hipetraka ao Asdoda.+ Hofoanako ny fireharehan’ny Filistinina,+

  • Asan’ny Apostoly 8:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Fa i Filipo kosa hita tany Asdoda, ary namakivaky an’ilay faritany izy, ka tsy nitsahatra nitory+ ny vaovao tsara tany amin’ny tanàna rehetra, mandra-pahatongany tany Kaisaria.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara