Deoteronomia 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aza manao fitsarana miangatra amin’ny mpivahiny+ na ny kamboty ray.+ Ary aza alaina ho antoka ny akanjon’ny mpitondratena.+ Joba 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Eny tokoa, tsy mba manao ratsy Andriamanitra,+Ary tsy mba mamadika ny rariny ilay Mahery Indrindra.+ Ohabolana 31:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 sao hisotro izy ka hanadino ny didy efa navoaka ary hamadika ny rariny tokony ho an’ny ory.+ Jeremia 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ‘Ny masonao sy ny fonao kosa tsy mifantoka afa-tsy amin’ny fakana tombony tsy ara-drariny+ sy ny fandatsahana ran’olona tsy manan-tsiny,+ ary amin’ny fanambakana sy ny fakana an-keriny, ka notanterahinao ireo.’
17 “Aza manao fitsarana miangatra amin’ny mpivahiny+ na ny kamboty ray.+ Ary aza alaina ho antoka ny akanjon’ny mpitondratena.+
12 Eny tokoa, tsy mba manao ratsy Andriamanitra,+Ary tsy mba mamadika ny rariny ilay Mahery Indrindra.+
17 ‘Ny masonao sy ny fonao kosa tsy mifantoka afa-tsy amin’ny fakana tombony tsy ara-drariny+ sy ny fandatsahana ran’olona tsy manan-tsiny,+ ary amin’ny fanambakana sy ny fakana an-keriny, ka notanterahinao ireo.’