Joba 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Andriamanitra ve dia hamadika ny rariny?+Ary ilay Mahery Indrindra ve dia hanao ny tsy rariny?+ Jakoba 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa misy fitsapana,+ dia aoka izy tsy hilaza hoe: “Fitsapana avy amin’Andriamanitra izao.” Sady tsy azo tsapaina amin-javatra ratsy mantsy Andriamanitra, no tsy mitsapa na iza na iza amin’izany koa.
13 Rehefa misy fitsapana,+ dia aoka izy tsy hilaza hoe: “Fitsapana avy amin’Andriamanitra izao.” Sady tsy azo tsapaina amin-javatra ratsy mantsy Andriamanitra, no tsy mitsapa na iza na iza amin’izany koa.