FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tsy nisy tamin’ny zanak’Israely anefa nataon’i Solomona andevo.+ Fa izy ireo kosa dia miaramila mpiady sy mpanompon’i Solomona sy andrianany sy manamboninahitra lefitra sy lehiben’ny mpitondra kalesiny ary lehiben’ny mpitaingin-tsoavaliny.+

  • 1 Mpanjaka 10:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nanangona kalesy sy soavaly fitondra miady maro kokoa hatrany i Solomona, ka nanjary nanana kalesy efajato sy arivo, sy soavaly fitondra miady roa arivo sy iray alina.+ Nataony tao amin’ny tanàna fanatobiana kalesy, sy tany akaikin’ny mpanjaka tany Jerosalema ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara