1 Mpanjaka 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Jezebela vadiny: “Tsy ianao angaha moa no mpanjakan’ny Israely?+ Mitsangàna, mihinàna hanina, ary aoka ho falifaly ny fonao. Izaho no hanome anao ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita.”+
7 Dia hoy i Jezebela vadiny: “Tsy ianao angaha moa no mpanjakan’ny Israely?+ Mitsangàna, mihinàna hanina, ary aoka ho falifaly ny fonao. Izaho no hanome anao ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita.”+