1 Samoela 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nihazakazaka naka azy avy tao izy ireo. Ary rehefa nijoro teo afovoan’ny olona izy, dia lava be ka tsy nisy nihoatra ny sorony ny halavan’ny olona rehetra.+
23 Koa nihazakazaka naka azy avy tao izy ireo. Ary rehefa nijoro teo afovoan’ny olona izy, dia lava be ka tsy nisy nihoatra ny sorony ny halavan’ny olona rehetra.+