1 Samoela 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanan-janakalahy atao hoe Saoly+ izy. Mbola tanora i Saoly sady tsara tarehy, ka tsy nisy lehilahy tsara tarehy noho izy teo amin’ny zanak’Israely. Lava be koa izy, ka tsy nisy nihoatra ny sorony ny halavan’ny olona rehetra.+
2 Nanan-janakalahy atao hoe Saoly+ izy. Mbola tanora i Saoly sady tsara tarehy, ka tsy nisy lehilahy tsara tarehy noho izy teo amin’ny zanak’Israely. Lava be koa izy, ka tsy nisy nihoatra ny sorony ny halavan’ny olona rehetra.+