1 Samoela 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa naka an’ilay tandroka nisy menaka+ i Samoela, ka nanosotra an’i Davida teo anivon’ireo rahalahiny. Ary niasa tamin’i Davida ny fanahin’i Jehovah, nanomboka tamin’iny andro iny.+ Dia nitsangana i Samoela avy eo, ka lasa nankany Rama.+ 2 Mpanjaka 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia raiso ilay tavoara fitoera-menaka, ka araraho eo amin’ny lohany+ ny menaka, ary milazà hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hosorako+ ho mpanjakan’ny+ Israely ianao.”’ Dia sokafy ny varavarana, ka mandosira fa aza miandry.”
13 Koa naka an’ilay tandroka nisy menaka+ i Samoela, ka nanosotra an’i Davida teo anivon’ireo rahalahiny. Ary niasa tamin’i Davida ny fanahin’i Jehovah, nanomboka tamin’iny andro iny.+ Dia nitsangana i Samoela avy eo, ka lasa nankany Rama.+
3 Dia raiso ilay tavoara fitoera-menaka, ka araraho eo amin’ny lohany+ ny menaka, ary milazà hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hosorako+ ho mpanjakan’ny+ Israely ianao.”’ Dia sokafy ny varavarana, ka mandosira fa aza miandry.”