1 Samoela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ary nisy lehilahy efraimita iray atao hoe Elkana,+ tao Ramataima-zofima+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Izy dia zanak’i Jerohama, zanak’i Eliho, zanak’i Toho, zanak’i Zofa.+ 1 Samoela 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nifoha maraina izy ireo, ka niankohoka teo anatrehan’i Jehovah vao nandeha nody, ary tonga tany an-tranony tany Rama.+ Ary nanao firaisana+ tamin’i Hana vadiny i Elkana. Koa nahatsiaro an’i Hana i Jehovah.+
1 Ary nisy lehilahy efraimita iray atao hoe Elkana,+ tao Ramataima-zofima+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Izy dia zanak’i Jerohama, zanak’i Eliho, zanak’i Toho, zanak’i Zofa.+
19 Dia nifoha maraina izy ireo, ka niankohoka teo anatrehan’i Jehovah vao nandeha nody, ary tonga tany an-tranony tany Rama.+ Ary nanao firaisana+ tamin’i Hana vadiny i Elkana. Koa nahatsiaro an’i Hana i Jehovah.+