Eksodosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+ Deoteronomia 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny anjaran’i Jehovah dia ny olony,+Ary i Jakoba no anjara lovany.+
5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+