1 Samoela 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary very ireo ampondravavin’i+ Kisy rain’i Saoly, ka hoy izy tamin’i Saoly zanany: “Mitondrà re mpanompo iray miaraka aminao, ka mandehana mitady an’ireo ampondra.”
3 Ary very ireo ampondravavin’i+ Kisy rain’i Saoly, ka hoy izy tamin’i Saoly zanany: “Mitondrà re mpanompo iray miaraka aminao, ka mandehana mitady an’ireo ampondra.”