FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa nanao vivery ny ainy*+ izy namono an’ilay Filistinina,+ ka dia nanao famonjena lehibe+ ho an’ny Israely rehetra i Jehovah. Ary faly ianao nahita izany. Koa nahoana ianao no hanota ka handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny, amin’ny famonoana an’i Davida+ tsy amin’antony?”+

  • 1 Tantara 11:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 fa izy kosa nijoro teo afovoan’ilay tany ka nanafaka azy, ary namono an’ireo Filistinina. Koa nanao famonjena lehibe+ i Jehovah.+

  • Salamo 44:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fa ianao no namonjy anay tamin’ny fahavalonay,+

      Sy nampahamenatra an’ireo mankahala mafy anay.+

  • Isaia 59:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hitany fa tsy nisy olona sahy nijoro, ary gaga izy fa tsy nisy nisalovana.+ Nanao famonjena ho an’ny tenany ny sandriny, ary ny fahamarinany ihany no nanohana azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara