FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy mba nanao toy izay nataony anefa ireo zanany ireo,+ fa sady tia tombony azo tamin’ny tsy rariny+ no nandray kolikoly+ ary nanao fitsarana miangatra.+

  • Ezekiela 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa izay* manota no ho faty.+ Tsy hizaka ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy ny zanaka, ary tsy hizaka ny vokatry ny fahadisoan’ny zanaka ny rainy.+ Ny olo-marina ihany no hovalian-tsoa noho ny fahamarinany,+ ary ny ratsy fanahy ihany no hizaka ny vokatry ny faharatsiany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara