Mpitsara 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka namidiny+ teo an-tanan’ny Filistinina+ sy ny taranak’i Amona+ izy ireo. Mpitsara 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny zanak’Israely,+ ka natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ny Filistinina+ efapolo taona.
7 Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka namidiny+ teo an-tanan’ny Filistinina+ sy ny taranak’i Amona+ izy ireo.
13 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny zanak’Israely,+ ka natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ny Filistinina+ efapolo taona.