FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa aza mikomy amin’i Jehovah fotsiny!+ Ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa sakafontsika ireo. Efa tsy manam-piarovana intsony izy,+ ary i Jehovah no momba antsika,+ ka aza matahotra azy.”+

  • Josoa 22:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Sanatria anay ny hikomy amin’i Jehovah an-tsitrapo sy hiala tsy hanaraka an’i Jehovah,+ ka hanorina alitara hafa hanolorana fanatitra dorana sy fanatitra varimbazaha ary sorona, ankoatra an’ilay alitaran’i Jehovah Andriamanitsika izay eo anoloan’ny tranolainy!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara