Josoa 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha mahafoy an’i Jehovah+ ianareo ka manompo ny andriamanitry ny firenen-kafa,+ dia hiodina hamely anareo izy ka handringana anareo, rehefa avy nanisy soa anareo.”+
20 Raha mahafoy an’i Jehovah+ ianareo ka manompo ny andriamanitry ny firenen-kafa,+ dia hiodina hamely anareo izy ka handringana anareo, rehefa avy nanisy soa anareo.”+