FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+

  • Deoteronomia 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Tsy noho ianareo maro an’isa indrindra amin’ny firenena rehetra no nahatonga an’i Jehovah hiraiki-po aminareo sy hifidy anareo.+ Ianareo mantsy no vitsy indrindra amin’ny firenena rehetra.+

  • Deoteronomia 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa vahoaka masina+ ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ary nofidin’i Jehovah avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+

  • Deoteronomia 32:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa ny anjaran’i Jehovah dia ny olony,+

      Ary i Jakoba no anjara lovany.+

  • Isaia 43:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 eny, ilay vahoaka noforoniko ho ahy mba hitantara ny zavatra mendri-piderana nataoko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara