1 Samoela 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ka ny iray dia andry teo avaratra tandrifin’i Mikmasy,+ ary ny iray kosa teo atsimo tandrifin’i Geba.+ Isaia 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tonga tao Aiata+ i Asyria, ary nandalo an’i Migrona. Dia napetrany tao Mikmasy+ ny fitaovany.
5 ka ny iray dia andry teo avaratra tandrifin’i Mikmasy,+ ary ny iray kosa teo atsimo tandrifin’i Geba.+