3 ka hilaza hoe: ‘Mihainoa, ry Israely ô! Efa manatona hiady amin’ny fahavalonareo ianareo izao, koa aoka tsy ho ketraka ny fonareo.+ Aza matahotra na mikoropaka mandositra na mipararetra noho ny aminy,+
11 Dia niseho izy roa lahy mba ho hitan’ireo tao amin’ny toby mpitilin’ny Filistinina. Koa hoy ny Filistinina: “Ireny ny Hebreo fa nivoaka avy tany amin’ny lavaka niafenany.”+