1 Samoela 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa hitan’ny Israelita fa notandindomin-doza+ izy ireo satria voaterin’ny fahavalo, dia lasa niafina tany an-dava-bato+ sy tany an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, ary koa tany anaty vatolampy sy zohy ary lavaka fanangonan-drano. 1 Samoela 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ny lehilahy israelita rehetra niafina+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, dia nandre fa nandositra ny Filistinina. Dia mba nanenjika an’ireny tany an’ady koa izy ireo.
6 Rehefa hitan’ny Israelita fa notandindomin-doza+ izy ireo satria voaterin’ny fahavalo, dia lasa niafina tany an-dava-bato+ sy tany an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, ary koa tany anaty vatolampy sy zohy ary lavaka fanangonan-drano.
22 Ary ny lehilahy israelita rehetra niafina+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, dia nandre fa nandositra ny Filistinina. Dia mba nanenjika an’ireny tany an’ady koa izy ireo.